Fanjakan'Imerina (1883-1897)

Fanjakan'Imerina Hiram-pirenena

(Malagasy 马达加斯加文 Malagasy)

Andriamanitra ô!
Tahionao ny Mpanjakanay,
Dia Ranavalona:
Ho ela velona
Hifaly aminao.

Mahery Hianao
Dia aoka ho aminy anie
Ny hasoavanao,
Hampandroso any
Ny hamarinana.

Ampitoero nao
Ny fanjakan’ny taniny
Izay natolotrao
Ho tsara entiny
Izay vahoakany.